peoplepill id: sam-malin
SM
Canada
1 views today
1 views this week
Sam Malin
Canadian businessman

Sam Malin

The basics

Quick Facts

Intro
Canadian businessman
From
Work field
Gender
Male
Age
60 years
The details (from wikipedia)

Biography

Sam Malin (teraka tamin’ny 29 Septambra 1963), tera-tany Kanadiana, dia lehiben’orinasa mipetraka eto Madagasikara. Andriamatoa Malin no Tale Jeneralin’ny Madagascar Oil, orinasa iray mpikaroka sy mpamokatra solitany sy etona fandrehitra, mifantoka indrindra amin’ny fitrandrahana ny fiandronan-tsolika « mavesatra » ambanin’ny tany (Bemolanga sy Tsimiroro) ary koa ny fandinihana ny tetikasa momba ny solitany tsy voadio sy ny etona fandrehitra miandrona ambanin’ny tany eto Madagasikara. Tamin’ny taona 1994 Andriamatoa Malin no niasa voalohany teto Madagasikara. Io taona io no nanorenany ny orinasa Madagascar Oil niaraka tamin’i Robert Nelson, Michael Smith ary Alan Bond (mpandresy tamin’ny fifaninanana an-tsambo lay “Coupe de l’America” tamin’ny taona 1983). Taorian’ny nahazoany ny mari-pahaizana momba ny “géophysique” tao amin’ny Oniversiten’i Queens any Canada, dia niditra niasa tao amin’ny orinasa « Dome Petroleum » izy amin’ny maha-géophysicien azy. Nanaraka fiofanana ambony tao amin’ny Oniversiten’i Cambridge any Angleterre izy avy eo, talohan’ny niarahany niasa tamin’i « Arthur D. Little » izay fitambarana Consultants iraisam-pirenena ary izany dia tao amin’ny Biraon-drizareo ao Londres. Nifantoka tamin’ny tetikasa ara-toekarena momba ny solitany sy ny etona fandrehitra ary ny fifampiraharahàna momba ny fizaràna ny vokatra ny asany tamin’izany. Hatramin’izay dia tompon’andraikitry ny faminavinàna ny mety ho vidin’ny solika ao anatin’ny fotoana fohy tao amin’ny Standard & Poor’s DRI Andriamatoa Malin. Efa nanatanteraka asa maro teo anivon’ny indostrian’ny solitany sy etona fandrehitra koa izy, ary tao anatin’izany ny sehatry ny filàn-kevitra sy fanadihadiana ho an’ireo fandaharan’asan’ny Vondrona Eoropeana.

Fanovozan-kevitra

The contents of this page are sourced from Wikipedia article. The contents are available under the CC BY-SA 4.0 license.
Lists
Sam Malin is in following lists
comments so far.
Comments
From our partners
Sponsored
Sam Malin
arrow-left arrow-right instagram whatsapp myspace quora soundcloud spotify tumblr vk website youtube pandora tunein iheart itunes